Entrée | 1 mova tsy (ova) |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 (Moa ve tsy na Miova tsy) Teny enti-milaza fitoviana ara-pampitahana: Mova tsy ny dian-tongotra havia ny sarintanin' i Madagasikara [1.1] |
Explications en français |
4 Tout à fait semblable à: Mova tsy ny adala izy (Il est tout à fait semblable à un fou) ~ Mova hianao tsy izy (Vous lui ressemblez tout à fait) [1.3#447] |
Exemples |
5 Mova tsy nitana aina ny tontolo / Nanaraka ny fiomanana rehetra [2.576] 6 Mova tsy ny manontany ahy izay faritry ny sandriko foiko hotapahina [2.298] 7 Moava tsy fomba firesak'izy roa fony izy ireo nifankahita voalohany indrindra ka nahatonga an-dRasoa ho fofombadin-dRainitoandro, taona maro lasa izay [2.470] |
Synonymes | 8 mitovy amy, ohatra ny, tahaka ny |
Autres orthographes | 9 miova, moa, moa |
Anagrammes | 10 mavotsy, mova tsy |
Mis à jour le 2022/02/13 |